Feo Gasy: hitohy any Eoropa ny seho
Fiverenana an-doharano. Izay no azo hamehezana ny seho nataon’ny Feo Gasy ny sabotsy teo, tetsy amin’ny CCI Ivato. Manamarika ny fiverenan’ny tarika eo amin’ny fitetezam-pirenena iny, ka niniana natomboka taty an-tanindrazana. Hitohy amina daty maromaro any Eoropa izany, aorian’ izao, ka ao France ny ankamaroany. Seho nanjakan’ny tamberina sy tsiahy …
No comments yet. Be the first to add a perspective.