Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Seho faran’ny herinandro: samy nahazo ny anjarany ny teto an-drehivohitra

Rap, vazon’ny tanàna, vazo miteny, rock, ba gasy… samy nanana ny mpankafy azy ireo fampisehoana teto Antananarivo, indrindra ny omaly. Hahafeno ny toerana da­holo ve ireo? Fanon­ta­niana napetraky ny maro mahakasika ireo fampisehoana marobe izay nitranga ny faran’ny herinandro teo izany, indrindra teto Antana­na­rivo. Nivoaka ny valim-panadinana: samy afaka avokoa! …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.