Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Natao tao Vatomandry ny atrikasa famolavolana ny fanatsarana ireo fitaovana hanangonana antontanisa sy antontan-kevitry ny asa rehetra natao hiadiana amin’ny tazomoka eto Madagasikara. Nofaritana ireo fanatsarana hirosoana amin’ny fampiasana ny teknolojia niomerika. Tanjona ny hananana loharanom-baovao tokana iraisan’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka amin’ireo mpiantsehatra rehetra amin’ny ady atao. Tapaka nandritra ny filankevitry …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.