Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

CHU: misokatra ny tolotra Scanner

Mampahafantatra ny hopitalim-panjakana CHU HJRA fa efa misokatra ho an’ny rehetra ny Scanner ao an-toerana. Ao amin’ny sampandraharaha Imagerie médicale no misy izany fitaovana fitiliana izany ary efa mandeha tsara, araka ny fanazavana hatrany. Ahafahana manatanteraka fitiliana ara-pitsaboana, amin’ ny alalan’ny teknolojia maoderina, ka manamora ny fikarakarana sy ny fitsaboana …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.