Indray mijery
Manatanteraka asa fanadiovana amin’ny lakandrano « Vallée de l’Est » ao Marais Masay ny ekipan’ny Apipa amin’izao fotoana. « Pelle mécanique » no ampiasaina hanalana ireo fotaka, fako ary tany miangona ao anaty lakandrano mba hanafainganana ny asa. Fiomanana sahady amin’ny fiatrehana ny fahavaratra izao. Razakamihaja Clarence Lalatiana no voafantina …
No comments yet. Be the first to add a perspective.