Sombim-baovao
Nanainga omaly, nihazo an’i Zambia, ny FC Rouge hiatrika ny fiadiana ny amboaran’ny Kaonfederasiona taranja baolina kitra. Tsiahivina fa hifandona amin’ny Red Arrows FC izy ireo ny sabotsy ho avy izao eo amin’ny dingana savaranonando. Miisa 23 ireo mpilalao mandrafitra ny FC Rouge amin’izao lalao hatrehin’izy ireo izao. Vokatra niavaka …
No comments yet. Be the first to add a perspective.