Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

“Course de côte”: hiditra amin’ny dingana fahefatra

Hotanterahina ny sabotsy 5 septambra ho avy izao, eny amin’ny SRK Imerintsiatosika, ny “Course de côte asphalte” sy ny andiany voalohany amin’ny “Slalom asphalte”. Fifani­nanana karakarain’ny klioba TMF. Manaraka ny fepetra iraisam-pirenena sy ny fitsipiky ny Fédérasion sport-automobile Madagascar (FSAM), ho an’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara 2026 izany. Hanana …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.