Dinika fakan-kevitra: tonga manatrika eny Iavoloha ny vondrona iraisam-pirenena
Miroso araka ny tetiandro sy ny lamina napetraky ny mpikarakara ny dinika politika tanterahina eny Iavoloha. Anisan’ny voaasa ny eo anivon’ny fianakaviambe iraisam-pirenena. Nitohy omaly hatramin’ny talata 8 septambra izao ny dinika fakan-kevitra ho fanomanana ny fifidianana izay tanterahina eny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha. Ankoatra ny antoko politika, ny vovonana, ny fikambanana …
No comments yet. Be the first to add a perspective.