Sombim-baovao
Araka ny filazan’ny loharanom-baovao iray eo anivon’ny klioba CFFA Andoharanofotsy, omaly, fantatra izao fa anio hariva no hanainga hihazo ny Nosy Maurice, ny delegasiona sy ny mpilalao. Hiatrika ny lalao mandroson’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, ho an’ireo klioba izy ireo. Ny ekipan’ny Lijabatho Lesotho moa no hifandona amin’ity ekipa …
No comments yet. Be the first to add a perspective.