Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Basikety – Mada U18: fantatra ireo ekipa hiady ho lohany

Hampiantrano ny fifaninanam-pirenena ho an’ny sokajy U18, lahy sy vavy, taranja basikety ny ligin’Atsimo Andrefana. Hotanterahina ny 12 ka hatramin’ny 20 septambra ho avy izao izany. Navoakan’ny Federasionina malagasy (FMBB) tao amin’ny tambajotran-tseraserany, omaly, ireo ekipa hiatrika izany. Ligim-paritra 13 no hiady izay ho lohany ka ligy 6 amin’ ireo …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.