Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

« IHF Trophy Séniors », vehivavy: hatao ao Vontovorona ny fifanintsanana

Hotontosaina eny amin’ny Complèxe sportif Vonto­vo­rona, ny 29 septambra hatramin’ny 4 oktobra ho avy izao ny fifanintsanana eo amin’ny taranja handball, « IHF Tro­phy », ho an’ny faritra fahafito, sokajy vehivavy « Sé­niors ». Ankoatra an’i Mada­gasikara mampiantrano, miisa dimy ireo nosy hifanintsana amin’ izany. Anisan’izany i La Réu­nion, Mayotte, Comores, Mau­rice ary i …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.