Billiard – Tompondaka maneran-tany: handray anjara i Madagasikara
Hiatrika ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany (World championships 2026), amin’ny taranja billiard, ny Malagasy afaka iray volana. Fihaonana hatao any Cape Town, Afrika Atsimo. Firenena maherin’ny 40, avy amin’ny kaontinanta dimy, no hiady ny lohany amin’izany. Hotanterahina ao Bellville, Velodrome Cape Town, Afrika Atsimo, ny fiadiana ny ho tompondaka …
No comments yet. Be the first to add a perspective.