Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Vaksiny miaro amin’ny poliomelita: 104,1% ny tahan’ny fandrakofana nandritra ny fihodinana voalohany

82% ny tahan’ny zaza nahazo ny VP1 (vaksiny miaro amin’ny polimelita), araka ny antontanisa ny volana jona lasa teo, raha 90% ny tanjona napetraka. Ilaina ny fanamafisana ny fanaovam-baksiny mahazatra, indrindra ny fitadiavana ireo zaza mbola tsy nahazo vaksiny sy ireo tsy nahafeno ny fatra tokony ho azony. Tamin’ity taona …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.