Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Roa lahy voasambotra: nikasa hivarotra voamason’olona teo 67 Ha Atsimo

Tonga hatraty an-dRenivohitra ny mpivarotra voamaso. Tra-tehaky ny polisy teny 67 Ha Atsimo ny roa lahy, afakomaly. Voamarina fa voamason-jaza varira izany. Sarona teny amin’ny lehilahy miisa roa, tetsy 67 Ha Atsimo, afakomaly, ny voamaso miisa roa. Na­laina avy amin’ny zaza varira izany, araka ny angom-baovao voarain’ny polisim-pirenena. Avy amin’ny …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.