Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Sombim-baovao

 Malagasy mpitsara baolina kitra efa-dahy voatendry hitsara ny lalaon’ny Atomic Ngomé Comores sy Black Bulls Mozambique, eo amin’ny fiadiana ny amboaran’ny Caf. Fihaonana hotanterahina any Comores, ny sabotsy 5 septambra ho avy izao. Ireto avy izy ireo: Todihajaniaina Josiano, Hasinjarasoa, Hasinoro Fitiavana ary Hery Tiana Stephan.  Nanainga omaly folakandro ny …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.