Zotram-pifidianana: hanampiana an’i Madagasikara ny tetikasa APERM
Araka ny fampitam-baovaon’ny eo anivon’ny Ceni, teny Alarobia, omaly, nofaranan’ny komity mpitantana tamin’ny fivoriana fahenina ny tetikasa Fanamafisana ny fizotran’ny fifidianana sy ny demokrasia eto Madagasikara (RPedem) iarahana amin’ireo mpiara-miombon’antoka, afakomaly. Nanatrika izany ny filohan’ny Ceni, Rakotonarivo Thierry. Teo koa ny mpandrindra maharitra ny Firenena mikambana (ONU) monina sy miasa …
No comments yet. Be the first to add a perspective.