Can 2027- Barea: mpilalao telo eto an-toerana voafantina mialoha
Mpilalao telo avy eto an-toerana no tafiditra anaty lisitry ny Barean’i Madagasikara. Voafantina mialoha ny fotoana izy ireo hiaro ny voninahi-pirenena. Hiatrika ny fifanintsanana “Can 2027”, ihaonana amin’i Nigeria sy i Tanzania. «Telo aloha no fantatra…». Araka ny filazan’ny loharanom-baovao iray, omaly, tafiditra anatin’ireo mpilalao voafantina mialoha, nahazo taratasy “pré-convocation”, …
No comments yet. Be the first to add a perspective.