Lohataona 2026: hasongadina any Menabe ny tantara sy ny kolontsaina
Hatao any Morondava, faritra Menabe, ny 14 hatramin’ny 18 septambra 2026 ho avy izao, ny taombaovao iraisan’ny Malagasy na ny fankalazana nasionalin’ny Lohataona 2026. Fotoan-dehibe hampivondronana ny Malagasy mba hampiseho ny fihavanana, ny firaisankina ary ny firaisam-pirenena ny fankalazana, raha ny fanambarana nataon’ny komity mpikarakara tetsy Antaninarenina, omaly. Hiavaka ny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.