« Marina mafy »: anolotra seho fampihomehezana i Joely
Hatrany ivelany no efa manana sy nahatafapetraka ny anarany i Joely, raha eo amin’ny tontolon’ny hatsikana sy ny fampihomehezana. Raha tao anaty tambajotra no anisan’ny nahafantarana azy. Ho avy ny seho sehatra « Marina mafy ». Hifanome fotoana, etsy amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena sy kolontsaina Imahamasina, ny 13 septambra ho avy izao, i …
No comments yet. Be the first to add a perspective.