Indray mijery
Notanterahina tamin’ity herinandro ity, tao amin’ny Campus Barikadimy, ny fandraisana ara-teknika ny dingana voalohany amin’ny asa fanarenana ny efitrano fianarana lehibe « Demi-Tonneau » rava tanteraka tao aorian’ny fandalovan’ny rivodoza Gezani. Nanohana ny asa ny filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika ary nanatanteraka izany ny orinasa Proma. Roa volana ny fe-potoana nanatanterahana …
No comments yet. Be the first to add a perspective.