Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Amoronakona: ho avy ny “navette”

Mampimenomenona ny olom-pirenena sasany amin’ny famindrana ny fitaterana eny Amoronakona ny halaviran’ny toerana raha miala any amin’ny toerana hiangana, Anta­nanarivo sy ny manodidina. Nipaka any amin’ny fanjakana izany ka nitady vahaolana hanamorana ny fivezivezena mankeny an-toerana ny tomponandraikitra. Hisy ato ho ato ny “navette” manokana hitaterana olona makeny amin’ny toby …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.