Vidin-tsolika: nisy fiakarany 200 Ar ny lasantsy SP 95
Niakatra ho 5 300 Ar ny litatry ny lasantsy SP 95, nanomboka ny sabotsy 5 septambra teo. Izany hoe, nisy fitomboana 200 Ar/l raha oharina ny vidiny teo aloha, izay 5 100 Ar/l. Tsy nihetsika ho 4 860 Ar/l kosa ny gazoala (GO), sy ny solitany fandrehitra (PL) 3 710 Ar/l. Tamin’ny fiandohan’ny volana …
No comments yet. Be the first to add a perspective.