Mirongatra ny fanafihana: polisy iray naratra voatifitry ny jiolahy teny Anosipatra
Jiolahy roa no nikasa hanafika teny amin’ny manodidina ny trano dimy Ampangabe, afakomaly hariva. Tonga ara-potoana nisoroka izany ny polisy roa lahy avy eny Ilanivato. Voatifitry ny jiolahy ny iray tamin’ireo polisy ka naratra mafy. Poa-basy miisa roa no henon’ny mponina teny amin’ny manodidina ny Trano dimy, fokontany Ampangabe, afakomaly, …
No comments yet. Be the first to add a perspective.