Handball – Can Junior: indroa resy ny Akio Madagasikara
Faharesena indroa no azon’ny Akio Madagasikara, teo amin’ny andiany faha-33 amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika (Can 2026), taranja handball sokajy “junior” lehilahy. Fihaonana tanterahina any Abidjan Côte d’Ivoire. Teo amin’ny andro voalohany natao ny sabotsy lasa teo, ho an’ny sokajy “B” lavon’i Angola tamin’ny isa 49 no ho 17 …
No comments yet. Be the first to add a perspective.