Rugby – XXL Top 12: voahositra ho tompondaka ny Cosfa
Tontosa omaly, tetsy amin’ ny kianja Makis Andohatapenaka ny famaranana niadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby XXL Top 12. Voahosotra ho tompondakam-pirenena ny Cosfa (Bebaoty) rehefa nandresy ny Uscar, tamin’ny mokafohy, 26 no ho 25. Niady tanteraka ny fihaonana satria nifanenjehana hatrany ny isa. Na izany aza, nitarika 8 …
No comments yet. Be the first to add a perspective.