Fifanintsanana afrikanina: naharesy ny CFFA, resy ny FC Rouge
Tsara fiditra ny CFFA teo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika. Ratsy fanombohana kosa ny FC Rouge, eo amin’ny fifanintsanana ho an’ny amboaran’ny kaonfederasiona. Vokatra, teo amin’ny fihaonana savaranonando mandroso avokoa ireo. Notanterahina ny sabotsy lasa teo, ireo lalao roa amin’ny fifanintsanana afrikanina, taranja baolina kitra ho an’ny ekipa tompondaka …
No comments yet. Be the first to add a perspective.