Dinika politika eny Iavoloha: mitaky fitoniana ny fanaovana fifidianana
Hitohy amin’ity herinandro ity ny dinika politika eny Iavoloha. Handray ireo filoham-pirenena teo aloha ny Kly Randrianirina Michaël. Efa nohainoana ny vondrona sy antoko politika, toy ny Irmar, ny MMM, ny Siap sy ny Avi, izay manamafy fa fitoniana aloha vao fifidianana. Miditra amin’ny herinandro faharoa amin’ny dinika politika ny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.