Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Fitaterana an-dranomamy: halalinina 2 m ny lakandranon’i Pangalana

Ela ny ela! Manomboka ny asa fanadiovana manontolo ny lakandranon’i Pangalana. Mirefy 637 km ity lakandrano ity, mampitohy an’i Toamasina, mandalo Vatomandry, Mahanoro, Mananjary, mipaka any Farafangana. Tanjona ny hahazakan’ny lakandrano sambo hatramin’ny 60 taonina. Manantanteraka ny asa ny minisiteran’ny Fitaterana sy ny famantarana ny toetr’andro (MTM), miaraka amin’ny Antokondraharaha …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.