Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Valanaretina Mpox: maharaka ny toeram-pandraisana ny marary

Tsy nisy tranga vaovao amin’ny valanaretina Mpox voatily ny sabotsy lasa teo, araka ny vaovao nomen’ny Cousp nasionaly. 3 589 ny tranga voamarina nanomboka ny 18 desambra 2025 hatramin’ny faran’ny herinandro teo. 2 865 ny sitrana ary 23 namoy ny aina ka ireo mitondra ny tsimokaretina VIH/Sida no maro anisa …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.