Fanabeazana sy fampianarana: tsy tokony hiankindoha amin’ny vahiny
Raha te hanarina an’i Madagasikara, ny fanabeazana sy ny fampianarana no mila hasiam-panitsiana. Marobe ireo taranja sy zana-taranja mila haverina. Vaky boky, fanabeazana ho olom-banona, fampiasana ny teny malagasy ho teny hoenti-manabe sy mampianatra, sns. Ao ihany koa ireo tokony hatsofoka. Fampianarana ireo fomba amam-panao sy ireo rehetra mifandraika amin’izany. …
No comments yet. Be the first to add a perspective.