Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Hatsikana Hisedra sehatra irery i Godar

Mihetsika ny tontolon’ny hatsikana. Mipoitra ireo manan-talenta, toa an’i Godar, vonona hitsapa mpankafy. Misy ary maro ny mpanao hatsikana misondrotra izao. Iray amin’ireny Andriampita Miranto, fantatra kokoa amin’ny hoe Godard. Efa tsikaritra tamina seho niarahana mpanao hatsikana maromaro, toy ny «Festi­val Jôkossô» izy. Fantatra kosa izao fa mitohy miakatra ny …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.