Eny amin’ny biraom-panjakana: tokony horaisina tsara ny rehetra
Nanaovan’ny minisitry ny Asa, Denis Franconio Mac, fanamarihana manokana ny fandraisan’olona eny amin’ny biraom-panjakana, omaly, nandritra ny fananganan-tsaina. Mendrika fandraisana tsara mitovy avokoa ireo olona rehetra tonga manatona ireny biraom-panjakana ireny. Na avy aiza ny fiaviany na toy inona endrika ivelany, mitovy avokoa ny olona manan-draharaha eny amin’ny biraom-panjakana. Mendrika …
No comments yet. Be the first to add a perspective.