Fahadiovan’ny tanàna: voarara ny mandrora, manipy fako eny an-dalambe
Fihetsika mila fehezina ny fandrorarorana sy fanisinan-delo na fandrehofana…. eny rehetra eny. Andoavana sazy ny fanipazana izany eny amin’ny lalam-bahoaka. Sady mandoto tanàna no tsy fahalalam-pomba. Efa fantatra fa voarara kanefa fahazaran-dratsy na iniana atao ny fanaovana maloto eny rehetra eny. Mampahafantatra ny fehezam-pitsipika monisipaly misahana ny fikoloam-pahasalamana (CMH) ny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.