Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Handball – « Can Juniors 2026 »: resy intelo ny Akio Madagasikara

Ratsy ny vokatra ho an’ny ekipam-pirenena malagasy nandritra ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja handball, ho an’ny sokajy zandriny “Juniors”. Resy hatrany ny Akio tamin’ireo lalao telo nataony tao anatin’ny vondrona “B”. “Mbola resy indray …”! Lavon’i Nigeria tamin’ny isa 50 no ho 17, i Madagasikara, omaly, nandritra ny …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.