Taxi-be tra-doza tetsy Ambohidahy: olona roa namoy ny ainy, 7 hafa naratra voafaokan’ny fiara
Voalaza fa nisy olana teo amin’ny hisatra ny fiara zotra 186 iray rehefa tonga teo amin’ny tonelina Ambohidahy, omaly atoandro. Nahavoafaoka mpandeha an-tongotra miisa sivy izy io. Namoy ny ainy ny roa, maratra ny fito. Namoa-doza, tetsy ambany tonelina Ambohidahy, omaly, tokony ho tamin’ny 2 ora atoandro, ny fiara taxi-be …
No comments yet. Be the first to add a perspective.