Fanatanjahantena: hanatevina ny tontolo ny Aikon
Tonga manatevina ny tontolon’ny asa fanaovan-gazety ara-panatanjahantena ny gazety boky Aikon. Nampahafantarina ny zoma lasa teo, tao amin’ny efitranon’ny Kianja Barea Mahamasina ny fivoahan’ny laharana 00. Nambaran-dRakotondrasoava Fetra, talen’ny famoahana, fa mifantoka tanteraka amin’ny fanatanjahantena ny Aikon. Amin’ izao fiandohana izao aloha, isaky ny telo volana ny fivoahan’ity gazetiboky ity. …
No comments yet. Be the first to add a perspective.