Fanamafisana fahamailoana: mampiasa « Caméra » ny sekoly
Mbola miteraka horohoro eo amin’ny rehetra ny fahaverezana olona sy vono olona niseho nandritra ny fotoam-pialantsasatra ireny. Na ankizy na tanora na olon-dehibe, samy lasibatra avokoa. Amin’izao fidiran’ny mpianatra izao, manamafy ny fanaraha-maso ny mpianatra na ny ray aman-dreny na ny sekoly, ho an’ny fandriampahaleman’ ny zaza sy ny ankizy. …
No comments yet. Be the first to add a perspective.