Seha-pamokarana lohamenaka: ampitomboina ny fahafaha-miatrika ny fiovan’ny toetr’andro
Nampahafantarina omaly, teny Ambatonakanga, ny tetikasa « Arche » izay hitondra fanavaozana ny fihariana mahakasika ny lohamenaka. Hampitombo ny fahafaha-miatrika amin’io seha-pamokarana io manoloana ny fiovan’ny toetr’andro. Marefo i Madagasikara noho ny fikorontanan’ ny toetr’andro, mihamafy ny fisehon’izany. Vokany, marefo ny seha-pamokarana lohamenaka. Miankina amin’ ny fambolena sy ny toetr’andro. …
No comments yet. Be the first to add a perspective.