Fifanintsanana Can 2027: hisy mpilalao vaovao telo hanatevina ny Barea
Mbola eo am-piandrasana ny lisitry ny mpilalao hanatevina ny ekipam-pirenena Barean’i Madagasikara, mandritra ny andro voalohany sy faharoa amin’ny fifanintsanana “Can 2027”, ny mpankafy baolina kitra. Misy mpilalao vaovao telo anatin’izany. Raha tsy misy ny fiovana, hisy mpilalao telo vaovao nantsoin’ny mpanazatra Corentin Martins, hanatevina ny Barea mandritra ny andro …
No comments yet. Be the first to add a perspective.