Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Naka an-keriny zaza varira: olona dimy niray tendro voasambotra

Tratry ny vela-pandrika na­taon’ny zandary tao Amba­ton­drazaka ireo naka an-keriny zazavavy varira 3 taona tany Vavatenina tamin’ny 5 septembra. Nokasain’ireo mpaka an-keriny hamidy izy. Misy fianakavian’ny renin’ilay zaza tamin’ireo olona dimy tompon’antoka tamin’ilay asa ratsy. Vehivavy ny telo ary lehilahy ny roa tamin’ireo voasaringotra. Namonjy alim-bavaka ny renin’ilay lasibatra. «Navelan’ny …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.