Fahaiza-manao niomerika: nihaona ny METFP sy ny mpitantana ny Gip Pix
Nihaona tamin’ny tale jeneralin’ny Gip Pix, Benjamin Marteau, ny delegasionin’ny minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa, Andriamampandry Todisoa Manampy, tamin’ity herinandro ity, tao Paris, Frantsa. Nifantoka tamin’ny fahazoana mari-pahaizana niomerika ekena eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena ny fampifanarahana amin’ny fenitra, “Cadre de déférence des compétences numériques sy digitale compétence framework” …
No comments yet. Be the first to add a perspective.