Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo: vehivavy 103 notolorana mari-pankasitrahana

Notolorana mari-pankasitrahana momba ny fambolena an-tanàn-dehibe tetsy amin’ny Lapan’ny tanàna Analakely, afakomaly, ireo vehivavy miisa 103. Avy amin’ny fokontany valo eto Antananarivo izy ireo. Nisy ny avy eny Am­bodimita, Ambodihady, Ando­hanimandroseza, Ankazo­man­ga Avaratra, Antetezana Afovoany, Ampefiloha Ambo­dirano, Ampangabe Anjana­kifolo ary Amboditsiry. Fam­piofanana nokarakarain’ny ONG Gret, tamin’ny alalan’ny tetikasa Aintsoa izy …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.