Herisetra an-tokantrano: renim-pianakaviana roa namoy ny ainy
Vehivavy roa samy namoy ny ainy vokatry ny herisetra nahazo azy. Renim-pianakaviana iray vao 20 taona monja tsy tana ny ainy, tao amin’ny fokontany Soamiarana, kaominina Arivonimamo, ny alin’ny talata 8 septambra teo, tamin’ny 8 ora. Nahitana dian’antsy maromaro tamin’ny vatan’ity vehivavy ity, tamin’ny fotoana namonjen’ny fianakaviany azy tao amin’ny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.