Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

SNPS 2024-2030: hamafisina ny fiahiana ara-tsosialy mampiaty

Hametraka ny Paikady nasionaly momba ny fiahiana ara-tsosialy (SNPS) ho an’ny taona 2024-2030 ny fanjakana amin’ny alalan’ny minisiteran’ ny Mponina sy ny fiahiana sosialy. Mifototra amin’ny fana­tanterahana ireo fandaharanasam-panjakana sy fandrindrana ireo rafitra fiahiana ara-tsosialy izany. Mikendry ny hampiroboroboana sy ha­namafisana ny fiahiana sy ny faharetan’ny mponina marefo manoloana ny …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.