Sombim-baovao
Nanasongadina ny “Ambaniala” ny “Hakanto Night” andiany faharoa. Tontosa ny alin’ny zoma teo ity hetsika ity, tetsy amin’ny Hakanto Contemporary Ankadimbahoaka. Naneho ny tadidy sy ny endrika manodidina ny Fifohazana i Emilie Andriamahefa, tamin’ny alalan’ireo sanganasany naseho. Notakarina tamin’ireo saripikan’i Pierrot Men, manodidina indrindra ilay fampirantiana “Fofon’Aina”, mmba ny Fifohazana …
No comments yet. Be the first to add a perspective.