Vovonana Tantana: mampivondrona ny ben’ny Tanàna
Vovonana iray manohana ny Fanavaozana sy ny Kly Randrianirina Michaël ny “Plateforme Tantana” tarihin-dRakotoniaina Justin. Natsangana mba hanome sehatra ireo mpitarika, manana traikefa isan-karazany, hoenti-mampandroso an’i Madagasikara. Herintaona aty aorian’ny nitolomana, mampivondrona ny ankolafin-kery rehetra ny vovonana. Anisan’izany ny ben’ny Tanàna. Vonona ny hiara-hiasa sy hanamora ny fananganana ny Firaisankinan’ny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.