Tselatra
Lehilahy telo mpivarotra rongony voasambotry ny polisy tao Miakadaza, kaominina Imerintsiatosika, afakomaly. Nosavaina, nahatrarana fonosana rongony efa voatsinjara teny amin’izy telo lahy. Nogiazana ireo zava-mahadomelina ary natolotra ny fampanoavana izy ireo. Mpanendaka miisa efatra saron’ny polisy tao amin’ny fokontany Tsararano, kaominina Mahajanga, afakomaly. Ikoizana amin’ny asa ratsy amin’ny fokontany manodidina …
No comments yet. Be the first to add a perspective.