Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Fifaninanana afrikanina: ny CFFA hiaro ny isa roa, ny FC Rouge hanala vela

Azo lazaina fa tafita any amin’ny dingana manaraka amin’ny “Ligue des champions Caf” ny ilan-tongotry ny CFFA Andoharanofotsy, raha toa ka mbola sahirana ny FC Rouge atsy amin’ny“Coupe de la confédération Caf”. “Samy hiezaka!” Ho­ton­tosaina amin’ity faran’ny herinandro ity ny lalao miverina rehetra ho an’ireo solontena malagasy roa miatrika ny …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.