Banky iraisam-pirenena: vonona hamatsy vola ny tetikasa Volobe
Afaka mandray anjara amin’ny famatsiam-bola, anjara birikin’ny fanjakana amin’ny tetikasa Volobe, ny Banky iraisam-pirenena mba hampihena ny vidin’ny herinaratra. Iray tamin’ ireo dinika fifanakalozan-kevitra nisongadina tamin’ny tetikasa ny vidin’ny kWh. Ankilany, manana tanjaka hatrany amin’ny 150 MW i Volobe ka tanjona ny hampihena ny fahatapahan-jiro eto Antananarivo sy ny manodidina …
No comments yet. Be the first to add a perspective.