Fifaninanana afrikanina: tafakatra ny CFFA, raraka ny FC Rouge
Mbola manohy ny diany amin’ny fifaninanana afrikanina, « Ligue des champions Caf », ny ekipan’ny CFFA Andoharanofotsy. Nangoron-damba kosa ny ekipan’ny FC Rouge tamin’ny fiadiana ny amboaran’ny Caf ho an’ireo klioba. Tafakatra any amin’ny dingana manaraka amin’ ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika ho an’ireo klioba, « Ligue des champions Caf », ny ekipan’ny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.